Hevitra momba an'i Lova Rakoto

Hiverina amin'ny Lova Rakoto Hampiditra hevitra
lemenakely ( 19/06/2006 21:40)
ny mahafinaritra ahy @ ity mpihira ity dia ny FAHAMATORANY rehefa atao interview. Atolotro ho an'ireo namana sy tapaka any an-tanindrazana ity hira hoe TSY IZANY NO ILAINA ity
bouty ( 17/08/2004 16:58)
Sao misy afaka madefa ny tonon'ny Anjarako?
benfid ( 28/10/2003 12:14)
Rakotoarinoro Rajaobelina Lovasoa no tena anarany. Mpanakanto ihany koa ny rainy.
Mihira variété, jazz, évangélique, rap ( taloha ).
Efa indroa nahazo ny voalohany tamin'ireny hit parade malagasy ireny.
benfid ( 28/10/2003 12:12)
Ankoatra ny "Nofiko", dia ireto ny hirany hafa :
- Anjarako
- Soratananao
- Avalony
- Rava
- Jiro
- Tsiahy
- Fitia sompran-drafy
- Ho reharehanay
benfid ( 28/10/2003 12:09)
Rakotoarinoro Rajaobelina Lovasoa no tena anarany. Mpanakanto ihany koa ny rainy.
Mihira variété, jazz, évangélique, rap ( taloha ).
Efa indroa nahazo ny voalohany tamin'ireny hit parade malagasy ireny.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4386