Hevitra momba an'i Les Adeline

Hiverina amin'ny Les Adeline Hampiditra hevitra
Tanjaka ( 20/01/2019 07:21)
Miarahaba,
Hatrizay ka mandraka androany dia milaza ny tarika Adeline foana isika ary mahafinaritra.
Fangatahana ny ahy, mba asio resaka "fahatsiarovana" momba an'i Adeline reniny, niteraka ny tarika "Les Adeline" re tompoko ô !
Faniriako sy mba tiako tsy hahavery ny anarany maha-Adeline azy fa ny namoronany hira maro sy ny tantarany ... ... Izay mba manana azo ambara, aoka hifampizara.

Misaotra anao sahady.
Tanjaka
tsambo ( 21/11/2008 17:05)
Slt. saode misy manana ilay tononkira "eternel" iny ianareo fa tena tiako be mihintsy iny.Azafady
Lejoba ( 19/11/2008 17:01)
Hainareo moa? Efa niova be ireo mpikambana ao @ Les Adeline izao. Ny anabavin'i Sarobidy indray no mihira izao. Manga feo an. Saingy tsy mbola mety mivoaka ilay vol. 10
Ny voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany
Lejoba ( 12/01/2008 19:02)
tsy dia nahafantatra firy ity tarika ity izahay taloha. Tonga dia nankafy avy hatrany. Rahoviana indray ianareo no mandalo eto France? Ary toa tsy mandeha ilay site internet lesadeline.com?
mcboy ( 12/07/2007 17:34)
Jvous kiff à fon!! jvien de Monpelier mai chui malgach; ampio le gadona gasy fa tinay be
lalaina2 ( 21/05/2007 13:18)
fa maninona no atao samihafa ny adeline sy lesadeline ieay ihany anie ireo e! tsara daholo aloha nyhira sy ny dia e! dia mba mahaiza mankafy ny hira evangelique ihany e!
salohy ( 21/03/2006 07:09)
mahafinaritra mihitsy izy 7 lahy! tena am fony tokoa no hiderany an'Atra! tiko ny anahako rehefa ny olona sahy midera an'Atra am fahasahiana sy amin'ny fitiavana! mba te hahazo ny tononkiran'iry zareo bedebe za surtout le en francais reny!
Bearisoa ( 16/02/2006 10:14)
Oui ,ils sont passées chez nous en France! ILs ont un gros potentiel et surtout, Mampiseho an'ny hery sy ny vonunahitran'Andriamanitra. En plus Mampahery sy manome fanantenana le Hira
Ny album Vaovao 9 tena milay B ( mieux que les précédents=D, mm si ils sont très bien ossi ) VOilà quelques Tononkira
Michaela ( 12/12/2005 16:35)
Za manokana alo d tena fan an'ireo groupe ireo e, za efa manana le VCD andry zareo za, ary tena aiko par coeur daholo ny hirany sady mampahery b. Za tena mila information momba andry zareo mihintsy ry fisher an!
fisher ( 11/11/2005 17:52)
Ny Tarika d manana potentiel @zvt rht: dihy, hira, @ zao ftona zao zao ry zareo d manao tourné any Savah. Ho anao zay t ahalala ny vao² momba ireo d manorata aty e!
fisher ( 18/10/2005 16:01)
ie! tsy vitan' ny mahay mihira ihany fa mahay mandihy koa anefa an!
Hivoaka atsy ho atsy ny vol 9 ndry zareo.
Manorata amin' ny ps hoe fisher,'zay t hahafatantatra ny vaovaon' ny tarika.
diddih ( 08/12/2004 05:56)
Mpihira 7 lahy. milay be daholo ny hirany satria hitra mitory ny tenin'Andriamanitra. @ manaraka aho mandefa hira eto. Efa 8 izao ny album (2 azy ireo ary ny 6 an'i Adeline)sady efa manana CVD sy DVD ry zareo ireo. Ho any ivelany ry zareo @ ity décembre ity.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1851