Hevitra momba an'i LEFONA

Hiverina amin'ny LEFONA Hampiditra hevitra
hery ( 22/07/2012 22:23)
breacksong> alefaso aty amiko hery@serasera.org hoe ilay hira dia apetrako eto ny parole.

Hery
breacksong ( 20/07/2012 15:21)
za manana an le hira fa ny parole no tsy ananako zao
sweet32 ( 04/07/2012 10:24)
rah mba misy le hira mitondra lohateny hoe "Kankana" sy le hoe malala o izany fi=oana izany foana re olona de mba alefaso ato fa tena milay reny a!!!
lemenakely ( 21/05/2006 23:25)
Tadidiko tsara tao @ émission tao @ TVM no nahalalàko ity mpanakanto ity tao i: DADAVY , TPKL NONO ROBEL,TPKL GABY RATSITO,...nahaliana tokoa iny émission iny
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1828