Hevitra momba an'i Laurent RAKOTOMAMONJY

Hiverina amin'ny Laurent RAKOTOMAMONJY Hampiditra hevitra
tihbond ( 31/08/2013 14:56)
Salama ry havana :)
Mahafinaritra ny hira sy mozika, indrindra moa fa ara-pilazan-tsara :)
Indro kely afaka ahitsin'ny mpikarakara "angamba "raha azo hatao ,misy tonon-kira DISO na TSY AMPY ... Mahagaga fa fombantsika malagasy mintsy ity manao somary kitoatoa ity, somary manafotohina kely ihany aza indraindray, aoka ho hajanaina ny tompon-kira (raha mety) !
ps: Izay olona nampiditra tonon-kira no RESPONSABLE TOKANA tokony hampiditra zavatra TSY DISO
aorn ( 30/10/2008 08:34)
mbola isan'ny mpihira evanjelika sangany ny GLR raha ny eto Mada no jerena
ontsy ( 20/10/2008 09:18)
Ary i Dadafara toa tsy voalaza. De ilay mpitendry ery Antanety Ambohimanarina iny ve mpitendry pro sa ...?
mahlalah ( 04/01/2006 14:55)
F'anga kay ianao fans sa membre miitsy!
sakapiso ( 28/06/2005 08:07)
saika hadino fa i Lova koa mbola mpikambana ao @ GLR
sakapiso ( 23/06/2005 11:20)
efa manambady izy ary 1 ny zanany.Any talatamaty izy no mipetraka.Ireto avy no ao @ Groupe Laurent Rakotomamonjy:Laurent,Vola,Bodo,
Germain,Pierre kely,Doudou,Nick,Hanitra,Vola kely.
raha te hifandray @ groupe ianao dia izao ny laharan'ny finday:0331172095
( 21/08/2002 21:36)
Mpihira hira ara-pilazan-tsara, tao amin'ny tarika Ny Mpitory taloha
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1971