Hevitra momba an'i Lalatiana

Hiverina amin'ny Lalatiana Hampiditra hevitra
chou66 ( 03/03/2015 12:18)
Bonjour daholo, za anisan'ny mpankafia Lalatiana mihitsy fa i Johnny Ravelonary vadiny io ve tsy manana anabavy hoe : Chantal sy Fabienne?
kartoll ( 06/07/2009 12:27)
Bjr!
ranomason-ankizy akia no titre ny ilay hira fa tsy, fony aho mbola ankizy an! ry tianhanta ah!
ao @lay album tsotra iany enao raha hitady io hira io
tsara io hira io eh!
jennylove ( 26/04/2008 06:12)
bjr za ry reto mba mitady le hiran lalatiana le ranomason'ankizy an..tena tsara be io hira io.toa hira vao2izy io.merci
Cads ( 16/01/2007 07:32)
Tena milay le Lalatiana ry reto a
tiahanta ( 22/12/2006 09:04)
Mba mitady ilay hiran'i Lalatiana "Fony aho mbola ankizy"
voniniaina ( 18/12/2006 09:43)
Tsara be ilay album "Tsotra ihany" miaraka amin'ny Jejy Mozika. 40 000 Ar ny vidiny eto Tanà ao @ Piment Café. Fa very ny ahy ny album " Ianao Namako". Aiza kay no mety mba mbola ahitako io album io ?
tsi ( 14/10/2006 16:09)
manan-janaka vavy kely mahafatifaty antsoina hoe: morganne. sady mpihira manana talenta tokoa i lalatiana no tena olon'ny fo. je suis fière d'être sa plus grande fan.
sarobidy ( 29/06/2006 14:01)
Misaotra nampahafantatra fa izaho d mpankafy Lalatiana mihitsy:)
chipie1 ( 28/08/2005 17:22)
mahay mihira tsara !
( 13/12/2001 01:12)
RAJAOFARA Malalatiana Vatosoa

Manam-pahaizana manokana momba ny fanajariana ny tanàna

Manambady an'i Johnny RAVELONARY
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1826