Lafatra

Nampiditra miaous
24/03/2005 08:58
Hiran'i Lafatra 1 Jereo eto
Vangy : 4241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Promotion 2001 tao @ Saint Michel Amparibe ny Lafatra. Enga anie tsy hadinon'ny ankizy t@ zany promotion izany ny fiarahana rehetra tao. Ary rahoviana no hisy ny fiarahantsika ê?

Hevitra momba an'i Lafatra

semigany (15/01/2004 11:07)
Andiany LAFATRA 2000-2001
Fahatsiarovana Ny Kolejy Masina Misely, an'i Père Corneille izay noraisinay toy ny ray, an'ireo mpampianatra sy mpanabe, an'ireo zandry nandimby rehetra anay taty aoriana, ary indrindra indrindra an'ireo namanay tl1, tl2, ts1, ts2, tfm.

"Ka hamiratra aho, hanjary ho fahazavana
Fanilo indray, hitantana ny hafa"

Hiran'i Lafatra (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0108