Sarin'i La Manitra et Ony
Hampiditra saryMombamomba an'i La Manitra et OnyNampiditra Brenda23
15/08/2025 12:37
La Manitra & Ony (Mpihira mpirahavavy)
1995-2021 : Nanomboka nisehatra t@fampandihizana maro samihafa.
2022 : Nanapa-kevitra ny hanao « cover » voalohany indrindra ka ny hira Tiako Ianao (VETSON’ANDROY) izay vao nanaraka ny ambiny ao @ « YouTube ».
2023 : Nanapa-kevitra ny hiditra @ famoronana : Tafahoatra hoà (La Manitra & Ony).
2025 : Namorona indray ny hira Rahavaviko (La Manitra & Ony).