Hevitra momba an'i Ktzat

Hiverina amin'ny Ktzat Hampiditra hevitra
Nanantsa ( 03/12/2007 14:08)
Ny KTzat dia sampana fitaizana ara-panahy, ara-tsaina ary ara-batana. Ankizy 6 ka hatramin'ny 18 taona no taizaina ao nefa raha tamana dia afaka mijanona na mihoatra ny 18 taona aza.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9489