Hevitra momba an'i Kiaka

Hiverina amin'ny Kiaka Hampiditra hevitra
lucianahrandriam ( 17/06/2019 16:22)
Groupe Kiaka ? vous etes au top
mimiekely ( 06/10/2006 16:05)
Milay be dôly ny hira sady efa idole h@ zay eh!
Tena mbola tsy nitapaka spéctacle mintsy na de indray aza, zao efa bikina be mbola ande hijery ihany @ lahady milay be eh!
sady groupe tsy mba misarika zany mintsy reveko be ehhhhhhhh
bon courage letsy eh! chanson préféré"Tiana"
jimtex ( 14/09/2006 16:49)
Zany mba bandy cool ,ary tsy miova mintsy .bonne e!.Mampamangy @ Haja,sy lala toute la famille de gaby any e!(Ambatolampy)
lafatra ( 21/06/2006 18:50)
Ny zavatra mampiavaka ny tarika dia mahafeno izay sehatra anaovany fampisehoana foana izy na dia ohatra aza hoe efa elaela tsy hita. Mankahery foana ny tarika Kiaka, tohizo hatrany ny famoahana ny kanto, ilay slow rock mampiavaka anareo
lafatra ( 21/06/2006 18:49)
Ny zavatra mampiavaka ny tarika dia mahafeno izay sehatra anaovany fampisehoana foana izy na dia ohatra aza hoe efa elaela tsy hita. Mankahery foana ny tarika Kiaka, tohizo hatrany ny famoahana ny kanto, ilay slow rock mampiavaka anareo
lea ( 24/04/2006 10:09)
j'étais au concert samedi ct trop cool merci Kiaka an!!!
vonitex ( 21/04/2006 08:48)
Salut, bain'a tonga dia milay ny Rock ary ampiandano ampilaminanan izy eeeee!
ok!
Nickovy ( 12/03/2006 07:43)
Manja eh! Mahatsiaro tanora lalandava miaraka amin'i Kiaka. Bandy tsy degany nefa mahay mirevy. OK letsy ry Nini ah!
dupouyfab ( 07/01/2006 16:38)
tena milay raha ny hira n'ny kiaka .io no tena tiako @mpihira gasy.saingy ny hirany no nampisaraka anhy sy ilay olon'izay dia misaotra na izany aizaeh
dizina ( 29/09/2005 18:11)
milay io kiaka io an
Siou ( 01/05/2005 17:51)
KIAKA
Après la sortie en 2002 de « Raozy », son dernier album, Kiaka nous revient et commence la nouvelle année avec un slow des plus langoureux. Avec « Tsy foiko » - Un Slow Hard très tendance et d’une qualité sonore exceptionnelle - Kiaka passe à la vitesse supérieure et nous offre sur un plateau la suite logique de « Nofy » (le slow de rêve des hits parades de l’année dernière).
Vivement les retrouvailles avec les fans ! Et ces derniers n’attendent plus que ça. La balle est dans le camp de Nini – cheveux très courts ! – et sa bande.
rano ( 09/03/2005 20:26)
slt.Mba rahoviana hono ry zalahy ireo(grand complet) no mba hiondrana andranomasina,na de atao hoe eto farantsa fotsiny aza.Eto farantsa mantsy mba be gasy ihany.
mimie1 ( 18/11/2004 16:20)
I KIAKA dia avy any ambatolampy no niaviany izy dia olona tsotra sady sariaka
karah ( 05/06/2004 08:03)
Taona 86 no niforonan'ny tarika. ka t@ izany dia i Joss, Jhonny, ary i Charmant no nanorina azy. Niampy an'i Bita izy io avy eo.Ary i Nini izay tena mpakafy kiaka ta@ koa dia niampy nanatevina azy ireo teo @ vocal. Teo @ taona 90 teo ho eo, dia lasa tany Maurice i Charmant ka i Zozo indray no nisolo azy. Maro be ireo hira no noforonin'i Bita. Taty aoriana dia niala ihany koa i Bita ka nisolo an'i Etiene teo amin'ny clavier.
myms ( 25/02/2004 03:00)
ra kiaka de tena kôfa mlay sad mapiaiky ny hirany sa tsy zany?
Percy Fanomezana ( 24/10/2002 19:58)
Bogosy lesy élà ry Nini a!!! Za nge ka tena mitovy @ élà e !!!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8757