Hevitra momba an'i kiady

Hiverina amin'ny kiady Hampiditra hevitra
marsvao ( 18/08/2007 00:02)
Tena cool be i KIADY ry liam aaahh!!sady matotra izy an!!
marsvao ( 17/08/2007 23:55)
MITADY NY TONONKIRA VAOVAON' i KIADY. MISAOTRA MIALOHA EEE!!!
liam ( 19/05/2007 13:36)
cool be i Kiady rah nanao interwiew izaho
haingo ( 23/11/2006 21:37)
Milay be ilay mpihira ao @ io tarika io sady ny akamany koa milay daholo. Tena milay daholo ry lerony,coucou à Mihaja (hoy Takaka de Dijon)
vekev ( 05/09/2006 16:08)
Henoy ny hiran'ny tarika Kiady fa tena manam-peo izy ireo, misy hira henoko taloha : "Aoka izay" tena tsara koa. Misaotra an'i Jazel, Mihaja sy ny namany.
orthon ( 16/06/2006 15:18)
FANTATRO TSARA IO MPIHIRA IO! AKAMA IO KA
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2156