You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Kenn Jah

2859

Nampiditra : Kenn jah
Tamin'ny : 26/02/2021 02:38:49

Mombamomba :
-Anarana amin'ny maha mpanan-kanto : Kenn Jah
-Fonenana: Tamatave
-Teraka tamin'ny 08 juillet 2002 tao Anosibe An'ala
-Manana rahalay telo ary anabavy ray
-Mianatra ao amin'ny École Nationale d'Informatique (ENI) à fianarantsoa za nanomboka tamin'ny taona 2020
-Ny Ray-Amandreniko no miantoka ahy amin'ny resaka famoahana sy fanatontosana ny horonantsary (clip) atreto fa mbola tsy manana mpitarika (manager)
Mialatsiny amin'ny tsipelin-teny diso !

Tiako ny mozika ,ary manampy ahy eo amin'ny fianako.
Manasa antsika rehetra hitsodika ny pejy
Page Facebook : kenn jah ofisialy
YouTube :Kenn Jah
Contacte :0347726016/ 0324038128
Email:mirandeharisonmauril@gmail.com

Hametraka hevitra

Midira aloha