Hevitra momba an'i Jordana sy Zoara ( G.A.E )

Hiverina amin'ny Jordana sy Zoara ( G.A.E ) Hampiditra hevitra
ainouh ( 08/07/2005 14:01)
Ny tarika moa amzao d mbola any amin'ny 50 any ny mpikambana ary hankalaza ny faha2 taonany
Ao koa no hanosehana ireo tanora mpikambana ho lasa maty anina eo am sehatry ny mozika
vao tamin'ny farany teo zao no nahatafavoaka olona 1 ny groupe dia tsy iza zany fa i MIAMIE mpifaninana tao amin'ny coup d'pouce ary izy no nahazo ny laharana faha3 tamnireo mpifaninana + de 15O
dia mitohy ny asa amzao ary hisy hetsika lehibe ndray hatao ato ato ary mitady fiaraha miasa amzay vonona hatrany d ammanaraka ndray o
gamm1 ( 07/12/2004 12:40)
Nafinaritra b ny fety t@ 4 dec lasa teo.
Isaorana feno ireo rehetra zay namaly ny antso na ireo mpihira na ireo mpijery
Andriamanitra anie hamaly soa anareo rehetra
Dia ammanaraka ndray ataontsika mipaoka be ry zareo an
Mazotoa mankafia fa ny voninahitra d hoi an' Andriamanitra irery ihany
abidy ( 22/10/2004 08:04)
amin'ny 4 decembre 2004 no hotanterahina ao amin'ny FOYER BANI ivato base ny fankalazana ny 1er anniversaire -ny Jordana sy Zoara.Miaraka amin'ireo mpanankanto arapilazantsara marobe . Tsy misy vidim-pidirana amin'io fa zay foinao ihany
Manantena ny fahatongavanao zay mamaky io zay an..................................
ainouh ( 15/09/2004 13:41)
Mankalaza ny faha herintaonany ny G.A.E amin'izao fotoana izao ka miomana ny hanao hetsika lehibe amin'ny faran'ny taona.
Efa mivaoka any koa izao ny clip ndry zareo dia eo am-panomanana ny raki-kira ihany koa.
Marihina mioa fa eo amin'ny 35 eo ny membre ao amin'ny tarika dia mifangaro ao daholo na ny ankizy na ny tanora eny hatramin'ny olon-dehibe aza.
Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny 0320261562.
Zay daholo fa mazotoa mankafy dia mazotoa midera an'Andriamanitra fa Tsara Izy .
ainouh ( 17/06/2004 07:02)
Dia manombboka ny asa ankehitriny
efa mivoaka any ny tena otran'ny raki-tsary 1 hatramizao
hikarakara hetsika lehibe ry zareo atsy ho atsy d atao milay b ny fiarahana amin'io an....
oay ry zareo bdb fatsy reo amsary reo fotsiny an . mbola hitohy...........
ainouh ( 03/06/2004 09:44)
tarika 1 mitory filazantsara izy io
ao ivato ny foibeny
hiezaka ny ho maty anina ary efa manao zay mety mihitsy
hamoaka clip @ ty volana ty
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2083