Hevitra momba an'i Pasteur Jocelyn RANJARISON

Hiverina amin'ny Pasteur Jocelyn RANJARISON Hampiditra hevitra
pounakwely ( 18/02/2017 09:35)
Mandona fo be daholo ny tonon-kira ;) mahereza amin'ny asan'ny Tompo!!
hery.ceres ( 04/08/2015 13:48)
Sao dia mba misy afaka manome ny partition (piano)-n'io hira fiderana (Manana Anao) io azafady fa tena tsara be ilay hira. Merci d'avance. Tahian'Andriamanitra ô.
0904 ( 06/02/2015 08:14)
Tena tsara be lay tonkira, fa raha tsy teo toko Jeso tsy ho toy izao ny fianinako
Mankasitra ka e!!!!!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5138