Hevitra momba an'i Jocelyn RANJARISON

Hiverina amin'ny Jocelyn RANJARISON Hampiditra hevitra
aritina ( 01/07/2009 12:39)
mba mitady ny tonokira: namana, hirain ny pazzapa6ary ihany koa interpréter-n'i gothleib. refrain: ianao no namako satria....... mba alefaso @ ary_tiana@hotmail.fr azafady. misaotra mialoha
delmote ( 22/06/2009 20:00)
mba mitady ny tonokiran'Ny Ainga hoe "Fo mitomany" za ry zareo raha mba azona reo atao a!tiko le izy nefa tsy ananako le dikany!misaotra anareo mialoha e!
ity ny adiresy e-mail-ko:kirikou27@gmail.comok
rurale ( 08/06/2009 14:01)
za kou reto tena resy lahatra @ fanomezam-pahasoana noman'Andriamanitra an'i pasteur Jocelyn iny a! hisaorana Andriamanitra nanome azy ny Malagasy
De ao @ OTV kou misy toriteny sy hira ataony isa-maraina @ 6 de miverina @ 8 alina ze tsy afaka eny @ Roxy isak'Alarobia sy Zoma
diam ( 05/06/2009 13:08)
Tongava mivavaka ao @ Roxy isaky ny Alarobia sy Zoma atoandro fa mitory teny ao izy, ho hitanao fa tena maneho ny Voninahitr'Andriamanitra tokoa Pr Jocelyn
A2302 ( 14/05/2008 08:12)
zah manokana resy lahatra tanteraka ny amin ny tonkirany!!
Mambabo fo, mandresy lahatra!
Indrindra moa ny toriteniny!
Mirary azy hahavita be amin ny asan ny Tompo
lucianna ( 21/03/2008 22:35)
mampahery tokoa raha ny tononkiran i jocelyn ranjarison, misaotra azy tahin i tompo daholo
orimbato ( 04/08/2006 12:04)
Izy dia olona tsara sady mampahery be ny toriteniny,vitsy ny olona tahaka azy,,tena olona ilaina izy,na ho an'ny fiangonana, na ho an'ny firenena. VELOMA MISAOTRA
Andriamamonjy Verohanitra ( 30/07/2003 01:56)
Jocelin Ranjarison dia pasteur ao @ fiangonana MRE Tana,tsy mbola manambady efa elaela ihany izy no nanomboka nihira.

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8146