Hevitra momba an'i JESUS LOVERS.JL

Hiverina amin'ny JESUS LOVERS.JL Hampiditra hevitra
rovatiakorazafy19 ( 06/01/2019 12:23)
NY hira fiderena an'Andriamanitra dia fanandratana ny Anarany sy fanomezana voninahitra ho Azy.
Ny Hira fiderana ihany koa dia manasitra sy mitondra hafaliana ho an'ireo olona izay manao ilay Hira Fiderana an'Andriamanitra.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8143