Hevitra momba an'i Jerry Marcoss

Hiverina amin'ny Jerry Marcoss Hampiditra hevitra
amboarantina ( 12/01/2010 17:09)
za tena tia any hirny jerry marcos nefa tsy maita contact
fiaritiana ( 08/10/2005 23:46)
tena 100/100, jerry marcos e; milay be ny hirany
bryan ( 23/07/2004 10:25)
tiako be daholo ny hirany fa afaka mitapitapy tsara rehefa mandihy amin'ny hirany, te hifandray aminy aho ka izay manana ny mail-n,y dia omeo ahy , tsy afaka namonjy ny soirée -ny aho taty fa nanavy be , nalahelo fa tsy hita e! hihihihihihi
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1773