Hevitra momba an'i Jérôme Randria

Hiverina amin'ny Jérôme Randria Hampiditra hevitra
hertix ( 08/01/2006 18:57)
Ny hoe "Tao anaty fahanginana" dia "Manirery" no lohateniny ary ny hoe "Feom-baliha fararano" dia "Fitia fararano"
hertix ( 08/01/2006 15:15)
Anisan'ny andrarezina amin'ny mpanankanto malagasy i Jérôme Randria. Anarana tamin'ny naha-tily azy ny hoe Railovy izay nataony anaran'ny tarika natsangany.
( 25/10/2001 22:10)
Jérome RANDRIAMAHATANA no tena anarany.
TARIKA NY RAILOVY No noforoniny.
Mbola tsy misy ny sary fa amin'ny manaraka aho mitondra betsaka.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1869