Hevitra momba an'i JEANNOT

Hiverina amin'ny JEANNOT Hampiditra hevitra
tsikivy ( 14/03/2007 12:38)
Mba mila ny tonon'ilay hira tsy de fantatro ny loha teniny fa lé misy hoe manakarena mahavita tena......
augsong ( 14/08/2006 15:08)
Ny tenako dia mankafy ny hirany Jeannot mihitsy é,fa saingy hidrinsy moa fa tsy hafaka nijery ny spectacle nataony tao @ esca ny tenako satria aty am-pita ny tenako,raha toa mba misy manana ilay spectacle nataony io de mba efa io ny adresse mail ko.Misaotra o!
augsong ( 14/08/2006 15:02)
Manahoana daholo o!sao mba misy manana video an'ilay fampiseona nataony Jeannot tao @ cc esca antanimena kay ianareo raha mba misy manana reto de mba ty ny adresse mail ko a haja_939@hotmail.com,misaotra betsaka.
Mariano ( 04/10/2005 09:49)
Izao koa izao tena mitady an'io mihntsy fa iza no afaka hanome ahy azy?
mamisoaj ( 17/04/2004 09:56)
Izy dia mahafinaritra na ny bikany na ny fihirany
fa mba misy hirany iray tiako ho alaina ny tonony
ilay hoe "Hifonako" raha azo atao azafady
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9955