Hevitra momba an'i Jean Rigo

Hiverina amin'ny Jean Rigo Hampiditra hevitra
dinasyanou ( 30/08/2007 11:10)
ary aiza ny Refrain an'io TAPAKEVITRA io?
solortr ( 18/07/2004 06:21)
ankafizo ary ny hiran' i Jean Rigo fa favy be sady tsy mety ho lefy mihintsy e.
Mankafiza dô^lo ary e
solortr ( 15/07/2004 04:32)
I Jean Rigo de mpamoron-kira hatrin' ny ela ary hiram- pitiavana no tena manavanana azy , nanomboka tany @ taona 1986 tany no nipoirany ary mbola tsy latsa- danja hatramin' izao ny hirany , manao cabaret ihany koa izy
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1895