Hevitra momba an'i Ivoara

Hiverina amin'ny Ivoara Hampiditra hevitra
dafytahiana ( 20/09/2014 13:29)
amin'izao ry zalahy mbola hita ihany fa taloha ireny hita foana !
risy ( 14/01/2006 07:42)
sandoka io risy io e zah no tena risy
risy ( 07/01/2006 09:31)
indrindra fa le hira vaovao masaka be iny tena ankafizin'ny bandy eh!
sady ny andry zareo reto mantsy ny hira amin'ny teny gasy madio tsara daholo
risy ( 07/01/2006 09:28)
mba asio tononkira kosa ry zareo eto ho an'izay mahay fa ny hiran'dry zalahy reto anie ka M daholo e!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1764