Hevitra momba an'i Imagine

Hiverina amin'ny Imagine Hampiditra hevitra
mandresybilly ( 05/01/2019 19:30)
araky ny tenin'i Jupiter etsy ambony hoe niverina indray ny tarika Imagine dia Gina sy Mihaja no mpihira ao. Mpiara-mianatra tamiko tao @La Providence Antsirabe t@ classe de 6ème t@ 2005-2006 no nahalalako an'i Gina manokana. Nihira t@ fandaharana coulisses t@ télé no nahitako azy ireo voalohany.
jupiter ( 11/08/2015 11:48)
niverina ndray ny tarika imagine ankehitriny, tsy i fanja s mamie intsony fa vehivavy 2 hafa ndray izao toa tsy ahasolo ny feo mangan'i fanja s mamie mihintsy! hafa iany ilay voalohany!
nirinkanto ( 29/04/2006 08:48)
ary fa mba naninona ho aho ny tarika imagine no tsy d hita tsony e!
sritaka ( 26/01/2005 16:44)
i fanja dia vehivavy mahafinaritra imamie torakizany
miamie ( 24/03/2004 09:15)
i mamie andriantsialonina syifanjaniaina ravelojaona no mpihira ao anatin'ny tarika

rakotonanahary michel kosa no manager-ny

ireo "album" efa navoakan'ny tarika:
1/"tsy sahy" izay ahitanao an'ny:tsy sahy,iray ho anao,voafitaka,iray ho anao ary omeko anao,voatery,ny fitia,ditra,izay sitrakao ary fikasana
"satriko" misy an'ny:tsy fantatro,kalo sy mozika,nandrasako,fitia ho anao,mifampiandry,anao manontolo,minoa ,satriko,naleonao,if only

ny "album" faha 3 kosa no hahitanao an'ny tontosaina,mba henoy,mba tantano,midobodoboka ...
( 18/10/2002 22:27)
Mpihira ao @ groupe: i Fanja sy i Mamy
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5458