HODY AHO

Hampiditra sary Nampiditra Randriamamory
28/04/2023 09:49
Hiran'i HODY AHO 0 Jereo eto
Vangy : 143
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ry Raiko ô! hiainga aho
Hiverina aminao
Ny làlan-kafa holaviko
Hiverina aminao
Hody aho, hody aho
Izay no tsapako
Ny indrafo sy antranao
No iankinako
Hiverina aho, ao aminao
Izay no tsapako
Ny làlan-kafa holaviko
Hiverina aminao
Hody aho, hody aho
Izay no tsapako
Ny indrafo sy antranao
No iankinako
... ... ...
Ry Raiko ô! hiainga aho
Hiverina aminao
Ny làlan-kafa holaviko
Hiverina aminao
Hody aho, hody aho
Izay no tsapako
Ny indrafo sy antranao
No iankinako

Skoto 259è




Hevitra momba an'i HODY AHO

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i HODY AHO (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105