Hevitra momba an'i Tarika Hasina

Hiverina amin'ny Tarika Hasina Hampiditra hevitra
ravoukely ( 25/11/2018 21:42)
Mlay ranga le tarika hasina sy hasimpiderana a!Zay mankafy anareo e!Mlay le feon-gitara mandrotsirotsy e!Mankasitraka tonton jose pdt!!!
Tsirissi ( 14/07/2009 15:12)
Tohizo fôna ry zalahy le mozikanareo fa mahafinaritra na ny HASIM-PIDERANA na ny HASINA fotsiny dia izahay mankafy foana e! de le hira amin'ny gitara aza ajanona mihitsy an! miaraka amin'le sentiment be; de mankasitraka be an'ny pdt José eh!
YASHN ( 20/03/2009 08:22)
Mahafinaritra ry zalah le Tarika Hasina, zahay mankafy foana, rahoviana indray ny VCD Babonao no mivoaka?
ratso ( 09/07/2008 07:49)
maneho fisaorana izay rehetra tonga nanatrika ny spectacle t.hasina tao@cc esca antanimena fa milay be ny fiarahana!eny@palais de sport ndray raha tsisy ny sampona!samia tahian'andriamanitra!
ratso ( 20/06/2008 09:16)
ny tarika hasina de anao spectacle ao@esca amin'ny alahady 06juillet2008 ho avy izao,izay tia rehatra dia ao izany no fotoana!
ratso ( 09/05/2008 14:47)
raha tsy diso de an'i dah ndrindra iny hira "nandalo ianao de niserana iny",dah izay mikarakara artiste maro ankehitriny.mety mbola ho avy ny andro hanomezany izany sangan'asany izany fa tsy eto ampelatananay
istraky ( 28/04/2008 09:27)
Nisy hiran-dry zalah taloha koa ty (oatran'ny hoe niara-nihira tamin'ny Rampal ry zalah tamin'izay):

Nandalo ianao dia niserana
'zaho nitsiriritra ampitoerana
Ny fanahinao, ny fitiavanao
Mangetaheta izany anie aho

'Zé mba mahay an'io hira io dia mba ampidiro eto raha misy.
istraky ( 24/04/2008 12:27)
Ary nareo ve manana misy manana lé hiran'ny tarika Hasina tamin'ny taloha ireny Tamin'ny andron'dry Faustin sy ry Da kely moa iny ??? lé hira oe : Fahoriana, embona, sns
ratso ( 17/04/2008 08:40)
misy hiran-dry zareo"babonao"zay i sitraka no mihira azy fa jose no namorona!ankafizo fa milaix be le izy!
ratso ( 11/04/2008 07:56)
ny t.hasina dia niampy an'i sitraka ary nisy vokatra vaovao izay novokariny dia ilay album "hasim-piderana"hira izay evang avokoa,rehefa mihira fiderana zany ry zalahy reo de hasim-piderana fa rehefa mihira tsotra de hasina e.
rila ( 28/10/2006 23:06)
Tena mba maniry raha mba afaka mampiditra ny clip izay iarahan'ny tarika Hasina sy Sitraka misotra indrindra e!!!!
zzz ( 28/06/2006 07:14)
io le vazo"manina" dia mazotoae!fa ankafizoity hiran-dry zalahy hasina sy sitraka ity e
babo ( 04/06/2006 13:02)
SALUT! MBA AFAKA AMPIDIRINAREO VE ILAY HIRANDRY ZAREO LE MISY HOE " O RY VOROMANIDINA IRONY, MBA HOENTO IZAO AFATRO IZAO...." tiako be mantsy izy iny, fa tsy haiko tsara ny toniny! misaotra
zzz ( 11/05/2006 06:42)
ho an'ny mpankafytarika hasina ao@ccesca @25 mai2006,@2 ora30mn
zzz ( 03/10/2005 07:16)
hivoaka amin'ny horonan-tsarimihetsika ato ho ato ilay fonjan'i neny izay notontosain'ny avoko prod ,izany hoe io hira io no navadika ho film.
zzz ( 08/09/2005 07:46)
...ny sarin'i jose aloha no hitantsika eto fa izy rahateo koa no miventy ny ankabeazan'ny hira ao e!
zzz ( 05/09/2005 09:21)
3 lahy no ao anatin'ny tarika:jose,mahefa,odiam.jose no mpamorona ny hira maro ao;samy mihira avokoa izy 3 lahy no mitendry.saika hira mahakasika ny fiaianana andavan'andro ny hira vohizin'ny tarika,indrindra fa ny mitantara ny fiainana ao an-tokantrano,mihira fiderana an'Andriamanatra ihany koa,jose moa anatin'ny chorale rahateo no mpamorona hira amin'ny chorale maro.efa vol3 ry zalahy izay nivoaka ny volana jolay2005 teo.eo an-dalana amin'ny famoahana vcd sy best of koa .
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1857