Sarin'i HANITRA NENTIN-DRAZANA

Hampiditra saryMombamomba an'i HANITRA NENTIN-DRAZANA
Nampiditra naritsimba
01/06/2009 20:51
Nanao ny hiran'ny faha-10 taona izay nentina namarana ny fampisehoana niaraka daholo na ny kely na ny lehibe, nalai-nisaraka ny mpanakanto sy ny mpijery.
Nampiditra naritsimba
01/06/2009 20:51
Sary tamin'ny faha-10 taona 18/07/2004 izay ahitana ireo NAMANA mpiserasera ato @ serasera.org izay tonga nanotrona izany fotoam-pankalazana izany.
Manetsa be mbola ho avy ho an'ireo izay mbola tsy nahita ô!
Nampiditra naritsimba
01/06/2009 20:51
Fizarana mari-pankasitrahana ho azy mirahalahy mianaka namorona ny HANITRA NENTIN-DRAZANA ho fanamarihana ny faha-10 taona. 18/07/2004
Nampiditra naritsimba
01/06/2009 20:51
Ireo ny zaza mpandimby nampiseho ny fahaizany mihira sy mandihy tamin'ny fankalazana ny faha-10 Taonan'ny Hanitra Nentin-drazana 18 Jolay 2004 tao @ FJKM ZOARA FANANTENANA AMBOHIPO.
Nampiditra naritsimba
01/06/2009 20:51
Faha-10 taona 18/07/2004 Fampisehoana an-tsehatra, ireo daholo ireo lehibe ao anatin'ny tarika
Nampiditra naritsimba
01/06/2009 20:51
Sary miaraka amin'ireo Mpanorina ny HANITRA NENTIN-DRAZANA
Nampiditra naritsimba
01/06/2009 20:51
Izy mianaka ireo no tena mpandihy izany dihin'ny ntaolo izany sy ny sao dia mipika samy karazan-dihy fanao taloha daholo izany(Ny antitra antitra ihany eh; ary ny ela nihetezana lava volo)
Nampiditra naritsimba
01/06/2009 20:51
Izany izy rehefa eny an-tsehatra.
Mahafinaritra an!
Nampiditra naritsimba
01/06/2009 20:51
23/11/2003 Fiarahana maka sary ho fanomanana ny faha 10 taona
Nampiditra naritsimba
01/06/2009 20:51
Ilay sary manao akanjo mena ny lehilahy ary maintso ny vehivavy dia nanafana Mariazy teny amin'ny Espace EVASION AMBOANJOBE ny Tarika.
Ity sary ity kosa dia sary tany AMBOATAVO Fiv: Andramasina Ireo daholo ny mpikambana rehetra (ankizy sy ny lehibe) sady mihira no mandihy izy rehetra ireo.
Nampiditra naritsimba
01/06/2009 20:51
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2254