Hevitra momba an'i Hamy

Hiverina amin'ny Hamy Hampiditra hevitra
kiadytsilaitra ( 24/03/2006 23:52)
Tena tsy laitra koa ilay kofy ito an! za zay vao nahita fa ho an'izay tsy mbola dia mandehana mijery ilay site Malagasy poli-zika io fa enjana ilay bandy misatroka io ka. Manova rangah ianao spectacle ra-zoky fa sady halaza be no andeha arak'izay koa ny varotra satroka betsileo-nay a!
Tena mitoraka chapeau ny pok'na amin'ilay fahaizan-draha sy ny inspiration e!
dragon2madagascar ( 28/02/2006 19:25)
I Hamy dia mpanakanto vaovao mahavariana @'ny fomba fanoratany hira sy fampiasany mozika tsotra. Ahitana ny sanga-asany ny takelaka : MALAGASY POLI-ZIKA izay hitanao ao @ http://dragon2madagascar.over-blog.com/ na ao @ lisitry ny takelaka eto @ serasera.org
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1791