Sarin'i GROUPE TAMIA - TOKY NIAINA

Hampiditra saryMombamomba an'i GROUPE TAMIA - TOKY NIAINA
Nampiditra 0341131376
13/05/2024 08:09
Nampiditra 0341131376
1mn lasa
Ny Groupe TAMIA dia tarika iray niforona efa nanomboka ny taona 2010
Tokiniaina Haja Rasolomandimby no namorona azy niaraka tamin'ny namana vitsivitsy
Efa niovaova ny mpikambana tao anatiny fa nitsangana foana ny tarika nohon'ny fisian'ny mpikambana mavitrika mbola nampijoro ny tarika
Mivohy manokana ny hira ara-pilazantsara (mifangaro), fa ny taona 2023 ka hatramin'izao dia nisafidy manokana hampanjaka ny gadona slow/pop rock hovohizina
Tahian'i Jesosy tompoko dia mirary soa indrindra
Tel : 0341131376
Mail : hajatokyniaina@gmail.com
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1937