groupe Ramal
Hampiditra sary Nampiditra Moreno06
7 ora lasa
Hiran'i groupe Ramal 3 Jereo eto
Vangy : 21
Mpankafy : 0 Ankafizo
7 ora lasa
Hiran'i groupe Ramal 3 Jereo eto
Vangy : 21
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mombamomba azy
Ny Groupe RAMAL dia Tarika niforona tamin'ny taona 2024/2025 ary manao ny Gadonkira Malagasy miresaka momban'ny Fiainan'ny Malagasy sy ny zavamisy eto Madagasikara ary manana ny rakikira mitondra ny lohanteny hoeHo Maraina na le jour viendra no titre-ny Album
"Le jour viendra" célèbre la résilience du peuple malgache. Un chant d'espoir et de résistance pacifique, porté par la foi. Une chanson comme une promesse: Celle que même dans l'ombre, la lumière finit toujours par revenir.
Hevitra momba an'i groupe Ramal
Mbola tsisy nametraka hevitra
