Hevitra momba an'i Green

Hiverina amin'ny Green Hampiditra hevitra
fahamarinana ( 07/06/2009 12:38)
Hery :toa hira efa ela io " Lay tsy miova io " kouh ,efa ela no nahaizako, azy aloha sy fangatako lava izao ato koa !
hery ( 05/06/2009 05:27)
Tsy efa niverina antsehatra indray ve i Green amin'izao? Sa efa taloha ilay hira vao henoko hoe 'Lay tsy miova io?
Michaela ( 30/12/2007 14:16)
Tena tsy eno tsony marina ny tarika green, nefa ny hirany dia tena tsara daholo
vazivazah ( 02/12/2006 19:12)
inona ndray ty resaka tsaralalana 'ty ry Aina? hahaha
vazivazah ( 02/12/2006 19:12)
inona ndray ty resaka tsaralalana 'ty ry Aina? hahaha
raygasy ( 17/07/2006 23:31)
ok Jacquot sy ny troope rehetra a!long vie n'rock 'n roll letsy a!
Rayvan USA
dupouyfab ( 07/01/2006 16:17)
tena malaza aty ivelany raha ny hiran'ny green ankafizi'ny filandaise mihintsiny ka dia tohizo ry zareo an
andry112 ( 17/11/2005 16:54)
tsara be ny vazon'ny tarika green!mampivoatra ny mavesatra mlagasy!miampy kely fotsiny de mahazaka au niveau international
Aina ( 15/11/2001 17:11)
Jacquot
Fonenana: Tsaralalana
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1868