GrAS (Gospel Mahajanga)

Hampiditra sary Nampiditra AlphaTokiniaina
13/09/2023 15:01
Hiran'i GrAS (Gospel Mahajanga) 0 Jereo eto
Vangy : 144
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny Groupe Artistique Sunlight Dia tarika mpitory ny Filazantsaran'i Jesosy Kristy.

Niorina tamin'ny taona 2013 tao Mahajanga, vokatrin'ny fitiavana hitory ny Filazantsara an-kira an'ireo mpianatrin'ny oniversite Mahajanga, i Noromboahangy sy Hasina RALAIAVY ay Rochelle dia niorina ny tarika.

Hevitra momba an'i GrAS (Gospel Mahajanga)

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i GrAS (Gospel Mahajanga) (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111