Hevitra momba an'i Gonna Music

Hiverina amin'ny Gonna Music Hampiditra hevitra
Mboula Ny Rotsy ( 20/07/2023 10:29)
Mpanakanto avy ao amin'ny Faritra Alaotra Mangoro mivoy ny hira Osika kanefa dia mivelatra iany koa amin'ireo karazankira rehetra misy !!! Manana Dialecte local kanefa any anaty hira dia ahitana ireo viteny (fivolanagna) am fiteny misy eto Madagsikara . Antony manokana dia Maneho fa tena Malagasy izahay ary mandala ny maha Malagasy iray tsy mivaky ?
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5152