Hevitra momba an'i GMMC

Hiverina amin'ny GMMC Hampiditra hevitra
mcboy ( 29/07/2009 14:36)
mrév b rangah zay ah!!
miandry ny 2èm album ndray
hajatiana.skyrock.com
Rhayo ( 16/01/2008 13:51)
Isaorana daholo ianareo rehetra izay mankafy ny tarika GMMC no ny mbola tsy mankafy koa ary asainay mba ankafy ny kanto ataonay efa ao apanomanana ny 1er album nay izao izay ka raha toa ka sitrapon'Andriamanitra dia hivoaka @ ity taona 2008 ity
Roddy ( 30/08/2007 11:54)
Isaorana ny ralahiko Rhayo zay namolavola ny feon'ny mpihira ao anatin'ny tarika ,fa tena mafinaritra ny Gospel urbain zay nataony dia milay ko le instrum ry DJ Get down a! zay fa tohizo atrany ny rythm Gospel urbain e!
perfect ( 13/03/2007 05:29)
izaho koa mba mitady ny tonin'ilay hira fa mba asio ato e!
IZA ( 31/01/2007 08:31)
i hanta ve mbola ao @ tarika gmmc?
raoviana no hanao concert nareo?
arias ( 28/12/2006 13:13)
za mitady ny tononle hirandry zareo voalohany iny
ttkd ( 03/12/2006 14:37)
mahafinaritra io hira io ho an' izay manfafy gospele rehetra , dia mazotoa daholo ny mpanaraka tononkira serasera rehetra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.284