Hevitra momba an'i GIANA

Hiverina amin'ny GIANA Hampiditra hevitra
rajy ( 14/09/2009 12:56)
Izaho koa tara 10 km aminy
lpa ( 24/07/2008 18:09)
mety manana ny email ve nareo? milay mihintsy ny mijery azy tao @ tarika njila an,
lpa ( 24/07/2008 18:07)
tena tsara tarehy sy bika tokoa izy, sady mahay mihira, efa niaranianatra zahay tao @ sfxa, te hahafantatra ny momba azy aho zao, tena tsy tazana intsony izy tena mampalahelo
Jessimi ( 05/07/2006 15:18)
Nandalo tao amin'ny tarika Njila koa izy
kintana ( 02/12/2003 11:23)
I Giana dia mpanankanto anankiray,tsara tarehy sy tsara feo.Ny tarika AVM no niangany
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1771