Hevitra momba an'i GASY WAVE

Hiverina amin'ny GASY WAVE Hampiditra hevitra
gasywave13 ( 22/03/2007 11:46)
GASY WAVE dia mpanakanto Malagasy, miezaka ny manandratra avo ny faneva MALAGASY : maitso, fotsy ary mena. Marihina eto fa niezaka hatrany ny tarika hitandrovava araka izay tratry ny ainy, ny hanomezan danja : ny FIHAVANANA MALAGASY. Araka izany dia noraisina ho tarigetra ny hoe : "TANORA MIJORO, HAMPISONDROTRA AN I MADAGASIKARA..."
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1849