Hevitra momba an'i G'AS'TA

Hiverina amin'ny G'AS'TA Hampiditra hevitra
tahiana.dafy2015 ( 25/09/2017 18:11)
Salama daholo isika rehetra ô, i Tahiana ihany. Izaho aloha dia mankafy G'AS.TA be mihitsy amin'izao ka, satria amin'izao ireny efa miverina indray! Sady ny hirany milay be daholo an! Sur (y) :)
dupouyfab ( 07/01/2006 16:15)
naninona kay no lasa ilay sipakely io tena very nareo ry gas'ta lasa gasy 'lahy indray fa lasa ny equipe nareo eh .avereno izy
dupouyfab ( 07/01/2006 16:13)
ny hiran'ny gas'ta no tena reveko hatrtam'izay ,sady tena misy tokoa teo à fiainako ny tononkirany
iravelo112 ( 12/10/2004 11:36)
Milay ireo baina sa ahoana ?
hervo1 ( 13/09/2004 22:57)
efa tsy nanohy nihira intsony angaha ry zareo ?
toa nahay izy koa.
isytaoaka ( 13/10/2003 02:55)
araka ny fankafizina ny pokona rap azy moa d gasta no nandrindra azy milay.fa na le joba aza tena ao le tena izy mihintsy ary d nalaza tokoa moa izy reo
Ny Avo ( 08/03/2002 17:26)
Izy ireo dia anisan' ny mpamao "Rap" eto Madagasikara. Nalaza be teto amintsika teto ilay hira:" Fitia diso lalana sy Hisaraka"
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1777