gasikara[fakr]

Hampiditra sary Nampiditra 3188
11/02/2011 18:54
Hiran'i gasikara[fakr] 0 Jereo eto
Vangy : 824
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

tiko ianao e!sady mamiko
sitrako ianao e!fa tanindrazako
tohina mafy aho @zay manjo anao o!o!

ny harena ve!no tsy hanananao
ireo hirifiry e!no zakainao ao
tohina mafy aho @zay manjo anao o! o!


ref;hiezaka mafy aho @izay zakako o!o!
hifofotra mafy @ fianarako o!o!
fa i gasikara no asandratra an!an!
an!an!an!an!


tiko ianao e!sady mamiko
sitrako ianao e!fa tanindrazako
hiezaka mafy @ zay manjo anao o!o!

ka na iza hanantsatso e!ny fiandriananao
tsy dia lavo e! ny hanoana anao
hiezaka mafy aho @zay manjo anao o!o!


ho vatolampy azo ianteherana a!a!
na hamoy ny aiko aza aho tsy ferana a!a!
fa i gasikara no asandratra an!an!

Hevitra momba an'i gasikara[fakr]

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i gasikara[fakr] (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2243