Hevitra momba an'i GALAF

Hiverina amin'ny GALAF Hampiditra hevitra
( 12/08/2003 21:52)
Niorina tamin'ny volana Jolay 1982 ary zana-tsampan'ny Vondrona Fototra Laika eto Andravoahangy Fivavahana ny GALAF.
Miisa 60 eo ho eo ny mpikambana mavitrika ao amin'ny rantsana GALAF amin'izao fotoana izao, efa maro ny hira navoakany ary an'isan'ny hafantarana azy ilay "TSY MISY ASOLOKO ANAO".
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1806