Hevitra momba an'i Funky

Hiverina amin'ny Funky Hampiditra hevitra
dinamalala ( 20/11/2004 11:02)
Fantatro tsara izy ireo. Mianatra any @ Pépite D'or ao Antaninandro ny iray amin'izy ireo amin'izao fotoana izao. Efa nianatra tao daholo anefa izy ireo fa niala tsikelikely. Tao no nifankahafantaran'izy ireo.
malala ( 15/04/2003 21:28)
6izy ireo no ao anatin'ny tarika.Tovovavy miangaly ny mozika mitambatra na irony atao hoe variete irony.Manja
kely izy ireo.Claudia,Mickah,Erika,Nasha,Laura,Johanna.
Raha te hifandray@ izy ireo ianao dia manorata ao@
noumet2000@yahoo.fr.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.573