Freddy Rjf

Nampiditra manfender86
01/09/2020 17:44
Hiran'i Freddy Rjf 0 Jereo eto
Vangy : 303
Mpankafy : 0 Ankafizo
Freddy Rjf na i Tsito, izany no anarana fiantsoana azy. I RAZANATSITOHAINA Jean Freddy no tena anarany ary monina ao Fianarantsoa izy
Teraka ny 13 May 2000 tao Fianarantsoa. Lehilahy tsy mividy gadona, mivoy ny gadona rehetra izy , fa ny gadona "slow" no tena manavanana azy.

Hevitra momba an'i Freddy Rjf

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Freddy Rjf (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138