Hevitra momba an'i Francis Turbo

Hiverina amin'ny Francis Turbo Hampiditra hevitra
viatsiresy ( 05/10/2004 15:50)
Francis dia olona tsotra, mahay miaina miaraka amin'ny olona rehetra
Marina fa amin'ny endrika fampihomehezana ny hampitainy amintsika ny zavatra tiany lazaina fa tena efa nandinika lalina izy vao namoaka ireny
ary araka ny fiainatsika andavanandro ihany nohamoahany ireny
mahafinaritra francis fa tohizo hatrany
gohgoh ( 11/01/2004 17:18)
mahafinaritra ny hira nataonao ry francice a a a
ralifa ( 30/09/2003 20:04)
Francis turbo dia isan'ireo mpihira tena tsara sady ilain'ny firenena. Ny olona tsy mahazaka ny fiaraha miaina amin'i Francis Turbo dia aoka izy tsy hijery na hiaino ny sangan'asany .
Misaotra ny serasera nampitaina ny hetaheta po
( 07/11/2002 15:56)
inona ny fampihomehezana vaovao any aminao.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3225