Hevitra momba an'i francia

Hiverina amin'ny francia Hampiditra hevitra
sergia ( 16/01/2009 11:19)
tohizo fa tsara, mahereza aminizay rehatra atao! bne chance la ptt' francia!!
lpa ( 24/07/2008 18:24)
Frania ve? artiste tsotra sady tsara toetra, tohizo fa tsara izay natao e, tsy mety afaka ao an tsaiko ilay hiran'ny mahaleo nataonao hoe "embona sy hanina" tena tianay mivady mihintsy, gros bisous djibouti
bryansteven ( 26/09/2007 14:06)
je t'admire beacoup Francia! bonne chance de la part de Bryan Steven! ok bisous
angedor ( 25/08/2007 21:03)
miarahaba antsika rehetra mitsidika ity takelak'ty é! faly be mitsy zay aty an-dafy, manana an'i Francia mba anisan'ny artista manan dratra avo ny vonninahitr'i Madagascar eo amin'ny lafin'ny kanto entre autre. Mahafinaritra tokoa raha i Francia satria dia olona tsotra tahaka antsika rehetra ihany. Tsy mba miavona, ary dia mitandro hatrany ny fanajàna ny tsirairay izay mifampiresaka aminy! tena tiako izy é! tsra feo, ary tena feo voakaly tsy manohina ny sofina. Tiako tahaka an'Bodo,Nanie, Lalie.Mahereza francia à! tohizo hatrany ny talenta nomen'Andriamanitra anao...Hay faly koa aho hoe mandray anjara amina groupe évangélique ianao. Tsara be fa tohizo dia manatena ny ahita anao tsy ho ela aty an-dafy zahay aty Lyon, tsara lé concertnareo tao Paris avec Tovo J'hay sy ny maro ha koa.Tandrovy hatrany ny fihavanana. TU ES UNE PERLE RARE FRANCIA, ON T'ADORE ET BONNE CHANCE POUR LA VIE qui est parfois faite de jalousie. Ne t'en souci guerre tu vaux beaucoup plus que les gens ne le pense. Mirary soa antsika rehetra ô!
ndrinakely ( 09/04/2007 23:14)
Andray, tena gaga be mintsy aho hoe, kay misy vehivavy kely vaovao avy ao Imerina: manam-peo tena kanto, ny fihetsika mihaja sy mirindra @ zato fijery manintona sy mambabo ny mpijery.Tohizo sy hatsarao zay efa vita Francia a!Tsy irery ianao fa be ireo mpanohana sy mpankafy anao, miandry ny ahita anao tsy ho ela aty Frantsa, hande irery @ izay!Vitanao zany e!
fenosou ( 09/04/2007 22:01)
tena hita fa mpanakanto tokoa i Francia,raha ireo seho niarahany t@ mpanakanto maro hatr@'zay!.Angamba efa tokony hametraka ny mozika,sy ny gadona ahafantarana azy(Francia)@ izay izy!OK!
ivakely ( 05/04/2007 20:57)
lors du spectacle de samedi,j'ai été fasciné par ta voix qui était compatible avec ta beauté,et c'était un honneur de prendre une photo avec toi,et j'éspère que tu reviendras bientôt.Gros Bisous
sandilovetiana ( 05/04/2007 19:58)
milay b mits ny feony é
roulili ( 05/04/2007 19:47)
Francia dia artista tanora mahafinaritra ahy.Nandalo teto Frantsa izy ary hitako ny seho nataony niaraka t@ ireo artista hafa namany fa tena nanohina ahy be.Ny faniriko dia hahita an'i Francia handeha irery ary vitany izany satria manana ny maha izy azy izy.Tohizo kia Francia fa zahay vonona ny hanohana foana e.Roulili
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.228