Francia D'Ankoay

Add a photo Submitted by Noue
13/11/2008 15:33
Francia D'Ankoay's song 3 Click here
Hits : 986
Likes : 0 Like

Comments about Francia D'Ankoay

essera (15/01/2009 14:01)
Tena manana feo hafa mihitsy toy ny an'i Tata Rahely sy Bakidy Gegette izany i Francia e. Io feo io dia mampiavaka olona avy any am Sud Est iny. Ireny amiko dia tena anisan'ny vakoka sy harena ho antsika malagasy satria niezaka ny hangalatahaka ny feon'ny mpihira hafa i Francia fa tena izay tena an'azy no navoakany.

Mankasitraka Francia.
Tohizo hatramin'ny farany fa aza mijanona antenatenan-dalana toy ny ataon'ny artista vao misandratra rehetra izao.

Francia D'Ankoay's song (3)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105