four ever

Add a photo Submitted by coucl
14/04/2006 10:52
four ever's song 2 Click here
Hits : 1097
Likes : 0 Like

Comments about four ever

poopie (25/05/2006 16:03)
Ny groupe Four ever,dia tovovavy efatra malagasy saingy nisafidy mihira amin'ny teny vahiny.
Vao tanora erotrerony daholo rizareo satria mbola latsakin'ny roapolo taona.
Hira evanjelika no hiraindrizareo.Tsotra be rizareo,nefa manjakely daholo!sady mahay mihira
Efa mihira matetika rizareo na dia mbola tsy hita teo Antsahamanitra aza.Matetika dia any amin'ny antsam-panahy ireny rizareo no hita,efa nahavita album iray rizareo izay andrandrain'ny mpakafy ery,izaho aza aty ivelany fa mba efa nanafatra!
Dia mirary soa ho an'izy 4 mirahavavy ireo dia tohizo hono ny fitsikitsikinareo hoy ilay olona izay
Izay aloha no azoko lazaina fa amin'ny manaraka aho mandika hira

four ever's song (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106