Fmz

Add a photo Submitted by tiaana
15/10/2004 12:10
Fmz's song 1 Click here
Hits : 1827
Likes : 0 Like
Antokom-pihira zany ny Fmz fa ny maha samy hafa azy kely dia izy mampandray andraikitra eo @lafiny rehetra, mitaiza eny azo lazaina ho manabe koa, fa misongadina ao koa dia ilay fiaraha-mientana izay entina ankafalian tokoa, Natsangana tao ilay vondrona hoe ALOALO izay nentina indrindra hanohanana ny Fmz, efa natao tao amin'zany ny fanaovana fitadiavam-bola toy ny fanafarana an'i Tovo'jay cabaret io an!, maro no efa natao ary inona fa mbola ho be koa no hokasaina, ny mpitarika eo anivon'ny fiangonana dioa Atoa Valentin, izay nahavita be tokoa, ary isaorana azy izany,
de izay fa raha te hahafantatra misimisy dia manantona ny fiangonana ziona vao2 rehefa asabotsy hariva e! any mahajanga io

Comments about Fmz

tsitsiravel (04/10/2004 15:12)
Ny FMZ dia fanafoizana teny izay midika hoe: Feo Mahafalin'i Ziona, antoko mpihira na choral manana ny maha-izy azy, ao antapon-tananan'ny Mahajanga no misy azy, mirohitra na mandalina manokana ny GOSPEL sy NEGRO izy ireo, ny mpitarika azy dia Mr RAVELOSON.

Fmz's song (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.113