Hevitra momba an'i Firmin

Hiverina amin'ny Firmin Hampiditra hevitra
randriam.riana ( 20/07/2018 16:52)
tena tsara lay hira, fikiro mafy ty maditranao anakaiky Anao- misaotra ekipa Firmin
habela ( 08/05/2008 10:21)
slt;mba atovy betsaka le hira ato reto fa za mila ny hirany firmin retra,tiko doly mantsy indrindra le jesoa fitiavana izy
kiwiKiwi ( 06/05/2008 21:35)
zany marin ve e!
SamsNomena ( 29/04/2008 22:08)
tena mapalahelo alo t@ Lalaina lasa iny e!atr@zao ny eto an-tanananay mbola otrany misaona fona refa manao fety!indrindra fa ny tanora oa Ankadivoribe!
herilma ( 01/11/2007 13:50)
Ataovy masaka tsara io eny Bevalala io RaFirmin a!
de matoky
herilma ( 01/11/2007 13:36)
Nga ny Tarika Firmin mbola tsy manana Fan's Club hatramin'izay, raha efa manana ahoana ny critère hidirana ao fa zay te ho ao
herilma ( 01/11/2007 13:34)
Iza ndray raFirmin no ho solon'i Lalaina
gal21 ( 31/10/2007 14:35)
raha mbola samy nivoaka tao @ Pazzapa loa tsy mbola misy maharaka an'i Firmin "& Melki
gal21 ( 31/10/2007 14:27)
De aona le spectacle any Bevalala io
gal21 ( 31/10/2007 10:47)
i heriniaina hono hanao choeurn' firmin ra mitady lery 033 12 751 00ny phon'lery
gal21 ( 31/10/2007 10:45)
aona le choriste maty iny sady lery mahay mamarona hira,
sourir ( 01/09/2007 08:00)
Milay kosa lay vazo e...! aoka fotsiny :-)
hari253 ( 14/08/2007 13:04)
izy kosa alo tena tonga d namiratra e. Sady beau gosse kely an nefa tsotsotra. Fa to naheno za oe nalain Max expeption ndray hono ny hirany e. tena tsy milay zany fa asa na mialona an le bandy kely tafita na aona. Mazotoa ry Firmin a d bon courage fona e. Tohananay fona
shaky ( 12/07/2007 18:12)
mahay mihira be izy sady mignon.tiako be izy.ny hirany koa
njabeau ( 19/05/2007 10:19)
grave be kosa aloha ny hirany e
mignou ( 14/05/2007 08:46)
MILAY ALOHA FA MIANDRY NY HIRA VAO2 MILAY BE;RINAT DE MAJUNGA
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1798