Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba an'i Feon'ala
Hiverina amin'ny Feon'ala Hampiditra hevitra
aaliyahjosettenoumme (
22/08/2020 04:47)
MBA asio tononkira akory aby andre

nzart (
19/11/2016 14:49)
Veloma ianao feon'ala otran ts misy

aurora (
19/05/2008 21:33)
cinthya no anran ilay aty paris

vakiniadiana (
06/10/2006 14:36)
Tarika mahafinaritra ahy, androtsirotsy ny fahazazako

OLPolonaleopolitika (
12/05/2006 22:11)
Nisy génération maromaro izy ireo
ny nisy an'i rozette sy lalao
dia avy eo i mino mbamindry i cynthia no tadidiko
ny nisy an'i rozette sy lalao
dia avy eo i mino mbamindry i cynthia no tadidiko

Rock (
17/03/2006 20:07)
Manaona, antany anareo ao aiza azo aitana ny CD ny FEON'ALA

tOSOLA (
05/01/2005 11:22)
Feon'ala moa dia nisaraka ka dia mampalahelo ary ny ray @'ireo dia any Paris tsy dadidiko tsony ni anarany

Heriniaina (
21/10/2001 17:45)
Maninona raha jerena ny tonin'i Betina? (feon'ala)?