Hevitra momba an'i Feo Gasy

Hiverina amin'ny Feo Gasy Hampiditra hevitra
lemenakely ( 19/06/2006 23:28)
azo atao hoe ry zareo no ambassadeurn'ny hira malagasy raha ny fahitàko azy manokana afaka mirehareha ny gasy manana azy ireto na dia efa maty aza i RAKOTO FRAH
rigo ( 01/09/2005 18:46)
Feo Gasy est une aventure extra-conjugale de Mahaleo,Lolo sy ny tariny et Sakelidàlana avec RAKOTO Frah
( 19/03/2003 04:44)
Tarika an'isan'izay manandratra ny maha-malagasy!! Mahafinaritra be satria tsy very ny hasin'ny tanindrazana !
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9015