Hevitra momba an'i Fenoamby

Hiverina amin'ny Fenoamby Hampiditra hevitra
dera5 ( 03/10/2014 12:26)
mba mitady ilay tonon-kira fenoamby Mariage iny e! Tsara le hira nefa tena fitenim-paritra dia tena sarotra b mandika azy. matetika fataon'ny ol fanokafana lanonana mariage izy io. nefa le tonony tsy de hay; sahirana b
Nithaiah ( 30/03/2010 09:59)
Salama daholo
Mba mangataka ny tononkiran'ilay "Ro mazava be ranony" iny si possible. Merci d'avance
Luix ( 12/01/2009 09:34)
Mba mangataka ny tononkiran'iFenoamby mitondra ny lohateny hoe :"Mariazy"...Mba ilaina maika Tompoko.LUIX.
fanasina7 ( 10/02/2007 22:42)
mangataka ilay tononkiran'i Fenoamby misy ilay hoe "aza manambady tanora", tsy haiko ny lohateny, clip nataony tany La Réunion. Ilaiko haingana. Misaotra mialoha.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.181