Hevitra momba an'i Felaniary

Hiverina amin'ny Felaniary Hampiditra hevitra
tahiana.dafy2015 ( 16/11/2018 16:07)
Salama daholo O! Tiako be daholo ny hirany rehetra!
sazykely ( 11/03/2010 08:58)
izaho aloha gaga be tamin'ny maraina nijery Matingo tamin'ny RTA fa i Bodo no efa haiko hatramin'izay hoe nivoaka tamin'ny Top 16 fa hay koa ony i Rija RAMANANTOANINA sy Felaniary koa samy tao!!!!
( 30/07/2002 19:55)
Finaliste TOP 16 tamin'ny taona 1991, ny volana Octobre 2001 i Felaniary no tapa-kevitra namoaka ny hira rehetra noforoniny.
Eny am-bavan'ny olona ankehitriny ry "manano fitia" sy ry "hanalazy".
Tsy latsa-danja koa ry "tsy mila" ary indrindra i "mpangalamama".
Mpanakanto miezaka ny hamerina amin'ny laoniny ny kolotsaina ara-mozika an'ny malagasy noho ny fahatahorany ny mety ho sanatria fahasimban'izany tontolo izany.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1782