Hevitra momba an'i Fara Andriamamonjy

Hiverina amin'ny Fara Andriamamonjy Hampiditra hevitra
lamonta ( 18/12/2007 11:41)
tena tiako mihitsy ny fihiran'i Fara, na ny fehony na ny tonony
isidore ( 28/01/2007 02:43)
Izaho aloha dia mahatsiaro tena feno ny fanahy rehefa maheno ny hira ataon' i Fara Andriamamonjy e!
chipie1 ( 16/09/2004 16:13)
tsy mihira afatsy ny hira aram-pilazantsara i fara Andriamamonjy.
mumu ( 07/05/2004 07:53)
anisany mpihira arampilazantsara nalaza tokoa i fara A .Nanomboka nihira tam taona1984 , niaraka taminy Adeline , tao aminy mpiara mamakyny baiboly, Ndriana Ramamonjy , sns..
Manampy nihira tao am "hobio" koa izy.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4711