Hevitra momba an'i fanilon'iboaka

Hiverina amin'ny fanilon'iboaka Hampiditra hevitra
jerico ( 23/03/2004 13:19)
Ireo mpihira ireo dia tena malaza, ary tarika avy any fianarantsoa any ry zareo,izaho dia anisan'i mankafy azy ireo ,indrindra ilay hoe:mifankatiava iny ,tena mitomany aho raha vao mahare azy iny,ka mino aho fa tena hankafy ianareo,misaotra @ fitiavana hoy ramanakoto aina Jerico
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1786